|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao dia manao |
| Singan-teny | 2manao, 3dia |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 hanao dia hanao ianao sady hahatontosa
[2.996#9.26.25]
6 ary ny firaharahany ao antanàna, manao dia manao hono izy [2.59#106] |
| Tohi-kevitra | 7manao fe manao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|